|
|
|
|

Teny iditra1  mitatao haratra ambany
Singan-teny  2 mitatao, 3 haratra, 4 ambany
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 fotoana ifanitsian' ny masoandro amin' ny haratra ambany (tokony ho eo amin' ny sivy maraina eo). [1.1]
Voambolana  7  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12